Teny iditra -ay
Sokajin-teny endritenin' ny hoe -nay
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra ay
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not [1.2]

Teny iditra ay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tanosy] aina [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Vie, corps [1.82]
  [Vezo] Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur [1.68]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra ay
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] aiza [1.78]
Tovy hevitra aia

Teny iditra Ay
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Ay [2.996]
 Ai [2.996]
Fanazavàna teny frantsay [2.996]
Ohatra Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay. [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29