Teny iditra aza any izany (aza, any, izany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enga anie ka tsy ho avy izany! Sanatria anie izany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra aza anie izany ~ aza misy anie izany

2009/11/07