Teny iditra aza atao raraka an-tany (aza, tao, raraka, tany)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   teny entina hanamafisana ny anatra sy ny hafatra omena, izay tsy tiana hisy hadino na hanalana, fa hotovina ara-dalàna avokoa [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/20