Teny iditra aza hitan' ny fara aman-dimby
Singan-teny aza ; hita ; fara aman-dimby
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20