Teny iditra aza homehy lavo (aza, hehy, lavo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny fahalavoana, hono, tsy maha-lehibe, ka entina nananatra izany fandrao mba potraka koa ny tena any andro [Rajemisa 1985]

2010/10/07