Teny iditra aza manadino (aza, hadino)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Ohatra  
1Veloma, aza manadino [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2Aza manadino fa ny teny malagasy no vavahady hampidirantsika sy hamoahantsika ny fahalalana vorina [Rabemolaly: Fary]

Teny iditra azamanadino
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Merina] (de aza : négation et manadino : oublier ; « ne m'oubliez pas »). Myosotis sp. (Borraginacées), introduits et cultivés comme plantes décoratives. Les Malgaches on traduit la devise bien connue des langues européennes : « forget me not », etc. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Myosotis sp.

2018/09/19