Teny iditra aza manody (aza, tody)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fomba firariana mba tsy hahavoa ny hafa izay mahazo ny tena [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   aza manody anao izany: may this not happen to you [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aza manody anao izany: que cela ne vous arrive pas! [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07