Teny iditra aza marofy
Singan-teny aza ; marofy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Firariana mba tsy harary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Good health to you [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bonne santé! [1.8]
Ohatra 
1Tratrara antitra, aza marofy. [2.470]
2Trarantitra hianao Tompokovavy azamarofy, hosoavin'Andriamanitra mifanantera amy ny ambany lanitra [2.59]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15