Teny iditra aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay (aza, aterana, hira, indray, laza, mahay)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07