Teny iditra aza tafy rariny (aza, tafy, rary)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   firariana fanaon' ny taloha: Enga anie ka ho tojo ny sahaza sy mendrika anao ianao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/07/28