Teny iditra azo itarafana (azo, taratra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Fitokoavana   Teny na fitenenana hita ao aminy: madio
Ohatra   Mety hahatsangana hafa koa angamba izy, raha tahin' Andriamanitra ka tsy ho efitra milafi-tsihy intsony no hodiavin' ny tongony fa gorodona malama sy mangirana azo itarafana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 28]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/28