Teny iditra | azon' ny tamberin-tany (azo, verina, tany) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miverimberina eo amin' ny toerana efa naleha [1.1] | |
Ohatra | Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: Azon' ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |