Teny iditra azo olan-tanana (azo, olana, tanana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tratra eo am-panaovan-dratsy, azo ambody omby, tratehaka, azo an-tanana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31