Teny iditra azotra (zotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atodika mahitsy mankany amin' ny ... [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qu'on dirige droit vers [Abinal 1888]
Endriteny 
azotra
azotro
azotrao
azony
azotsika
azotray
azotrareo
azotr'
azo-
azotry
nazotra
nazotro
nazotrao
nazony
nazotsika
nazotray
nazotrareo
nazotr'
nazo-
nazotry
hazotra
hazotro
hazotrao
hazony
hazotsika
hazotray
hazotrareo
hazotr'
hazo-
hazotry
azory

2013/12/12