Teny iditra azo tsapain-tanana (azo, tsapa, tanana)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Fitokoavana   Teny na fitenenana hita ao aminy: misongadina
Ohatra   nefa tsy isalasalana fa samy manana toetra mahaíeo tena sy miavaka amin' ny nofo, izay azo tsapain-tanana ka mety ho lo, izy roa tonta. [Randzavola: Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/28