Teny iditra azôvy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] iza? ; zovy? [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava-Mayotte] Qui? qui-ça? [1.405]
Ohatra Azôvy ny atô añarany? [1.406]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/06