Teny iditra azy ho azy (azy, ho)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   raharahany, izy no tompon'andraikitra: Voasambotra, hono, Rabe fa namilivily volam-panjakana. Azy ho azy ny azy; aoka anefa fa nanao ratsy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   cela les regarde, c'est leur affaire. [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]

Nohavaozina tamin' ny 2009/06/26