Teny iditra baba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara, Sihanaka, Tanosy] ray, dada [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] ray [Rakotosaona 1972]
   Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
Mitovy hevitra: aba ~ kaky
¶ Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   father [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   (vieux mot). Papa [Abinal 1888]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   aba ~ ada ~ dada ~ ikaky ~ ray
Fifanahafana   bababe ~ babahely

Teny iditra baba
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
¶ Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   Beau, magnifique, fameux [Abinal 1888]
Fifanahafana   babaray ~ babareny

Teny iditra baba
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] miharihary [Rakotosaona 1972]

Teny iditra baba
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   jereo babaka [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/06