Teny iditra babababa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan' Isambilo nokapohindra iny
¶ Fitarainana, menomenona [Rajemisa 1985]
 antsoantso, horakora-pitarainana, figogogogoana, finaonaona, fitarainana [Akademia 2005]
Famaritana anglisy a cry, a scream, an outcry. See nananana. [Richardson 1885]
 an outcry [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Cris, clameurs de regret, lamentation [Abinal 1888]
 clameurs, lamentations [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2013/09/06