Teny iditra babaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Sakalava] the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] courge [David 1952 (takila B)]
Famaritana frantsay   [Sakalava] (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Cucurbita maxima
Fitovian-keviteny   tavo ~ voatavo ~ voatavohova

Teny iditra babaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Effusion, écoulement abondant [Abinal 1888]
Ohatra   Ary omeo rano am-babaka. [Dahle: Angano, takila 94]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra babaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [Rajemisa 1985]

Teny iditra babaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] akora [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Tankarana] parure [David 1952 (takila B)]

Teny iditra babaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   prov. For bebaka. [Richardson 1885]

2018/11/08