Teny iditra babaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] siny voatavo [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] zavatra boribory poak'aty toy ny voanio (babakim-boanio) [Rakotosaona 1972]
Sary  

Teny iditra babaky
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] kely vidy [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] sans valeur, de faible valeur [Deschamps 1936]

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/16