Teny iditra babantany (baba, tany)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy fatratra, tsy erany loatra (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): Babantany ny vola laniny tamin' ny famadihana izay [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy enormous, used of any thing; marvelous, used of any act good or bad. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay superbe, prodigieux, qui excède la mesure en bien ou en mal [Abinal 1888]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31