Teny iditra babeo (baby)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao babena [fitanisana]
Ohatra 
1Tantano ny jamba, tohino ny marenina, mitondra tehina ny tsy afaka, babeo ny malemy [Callet: Tantara, takila 92]
2Tsambikim-bato mandeha vato telo
babeo ahy ry zoky fa sasatra
[Fox: Hainteny, laharana 101]

2014/09/16