Teny iditra |
babo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona resy an' ady ka entin' ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy
Zavatra na fiadiana na entana, azo tamin' ny ady ka naniary fananan' izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Booty, captives [1.2, 1.7]
|
| Spoil; plunder of any kind. See sambotra and
toha. [Swa. Babua, root of verb to strip off.]
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prisonnier de guerre, butin [1.3, 1.8]
|
| Capture, les biens confisqués [1.3]
|
Ohatra |
1 | Ento daholo ny babo rehetra!
[2.324]
|
2 | Betsaka ny babo, babo olona betsaka, ary ny omby betsaka koa nentin' ny vahoaka.
[2.48]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
babo,
baboko,
babonao,
babony,
babontsika,
babonay,
babonareo,
babon',
babon-,
babom- |
|
Sampanteny |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
babo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mora vidy [1.78]
|
| Resy, azo tanteraka: Babon' ilay zazavavy ny fony ka tsy nahapetraka izy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Bon marché [1.82]
|
|
Teny iditra |
babo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Omby torahin-defona vonoina raha mpanankarena no maty [1.78]
|
|
Teny iditra |
babo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Toko; fizarana lahatsoratra [1.78]
|
|
Teny iditra |
babo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A twining plant with a large succulent root, which is eaten by the Sakalava to quench thirst. Dioscorea (?) sp. Also called bemandry.
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly]
(au sens figuré : qu'on se procure facilement, à bon marché). Dioscorea trichopoda Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible
[1.196]
|
Anarana siantifika | Dioscorea trichopoda |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
babo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (de babona, le
na final ne se prononçant pas dans plusieurs dialectes de la côte Est). Nom de plusieurs végétaux produisant du latex :
[Betsimisaraka]
Mascarenhasia arborescens A.DC. (Apocynaceae) fournit un bon caoutchouc.
[Tanala]
Mascarenhasia macrosiphon Baker (Apocynaceae) fournit aussi un bon caoutchouc.
[Taifasy, Taisaka]
Euphorbiaceae indéterminée. Arbre à latex abondant et très caustique. Référence Boiteau 2114 (1970). [1.196]
|
Anarana siantifika | Mascarenhasia arborescens, Mascarenhasia macrosiphon |
Voambolana |
|