Teny iditra |
badabada
(bada)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanombohana miteny voalohany Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Incohérence, embrouillamini [1.3]
|
Ohatra | Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely.
[2.470]
|
Sampanteny |
|
|