Teny iditra bado
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra
Mitovy hevitra: mifanahin-jaza bado ~ mora amidy ~ olom-be ~ tsobe ~ tsotra loatra ~ tsy mahay olakolaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy stupid; illiterate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui a l'esprit obtus, un peu bête [Abinal 1888]
 stupide; illettré [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [Callet: Tantara, takila 600]
2Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 167]
Teny nalaina 

Teny iditra bado
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [David 1952 (takila B)]
Voambolana 
Teny nalaina 

2017/03/10