Teny iditra badoina (bado)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ambakaina, fitahina amin-kafetsena: Tsy azonao badoina aho fa mba manana ny sain-keliko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made stupid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on rend un peu bête [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : badoina, badoiko, badoinao, badoiny, badointsika, badoinay, badoinareo, badoin', badoin-, badoim-, badoi-
Ny lasa : nobadoina, nobadoiko, nobadoinao, nobadoiny, nobadointsika, nobadoinay, nobadoinareo, nobadoin', nobadoin-, nobadoim-, nobadoi-
Ny hoavy : hobadoina, hobadoiko, hobadoinao, hobadoiny, hobadointsika, hobadoinay, hobadoinareo, hobadoin', hobadoin-, hobadoim-, hobadoi-
Filaza mandidy : badoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20