Teny iditra badovavy
Singan-teny bado ; vavy
Sokajin-teny anarana
Ohatra Voalazan-dRamanambeloma azy mbamin' ny tsiambaratelon' ny tokantranony, fa somary badovavy izay ny vadiny ka tsy azo anakinam-bola be loatra. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24