Teny iditra badrahodra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Vaventy kidaladala, sy mitahontahona; mohamohaka tsy mahavita zavatra firy; mibonabonaka sady mivozavoza [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   plump yet awkward, clumsy, clownish, inelegant, dull, heavy looking. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23