Teny iditra bahana
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   sitting or standing in a straddling manner. [Richardson 1885]
   a straddling [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Position des membres écartés, surtout des jambes [Abinal 1888]
   position des jambes écartées [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [Andraina: Mitaraina, takila 230]
2Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 44]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra bahana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fakana toerana be, fitanana toerana be; [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an impediment, a hindrance, a barrier. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   barrière [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/29