Teny iditra baibay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana
¶ Bedibedy, gedrigedry [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a scolding, a reproof. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   reproche, réprimande [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra baibay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Provincial] disorder, confusion [Richardson 1885]
Sampanteny  

2017/05/21