Teny iditra baibona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The end of a rivet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le bout à river [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra baibona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19