Teny iditra baika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihatahan' ny ranjo be loatra rehefa mamindra, daikadaika [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Action de marcher les jambes écartées, comme les marins [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra baikabaika

2017/04/02