Teny iditra bailoka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka
Mitovy hevitra: bilaka ~ biloka ~ meloka ~ mibirioka ~ miolana ~ mivaona ~ mivilana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Tortu, de travers [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/29