Teny iditra bainga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vongan-tany navadika ary naongana tamin' ny angady
Mitovy hevitra: bongan-tany ~ tomba-tany ~ vaingan-tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A clod of earth. See bonga [1.2]
 A clod of earth turned over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Motte de terre [1.3, 1.8]
Ohatra Asaina ny tany, ampidiran-drano, hasena hanjary fotaka ny bainga, afafy [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20