Teny iditra baingo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Habilabilana; toetran' ny zavatra vilana sy mifelopeloka, miolikolika [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Tortuosité, courbure [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   baingoka

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/06