Teny iditra baivonto
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fery mivonto misy nana [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   abcès [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fifanahafana   kibay ~ kifongo ~ vaivonto

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/28