Teny iditra bako
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fefin-tokotany vita amin' ny hazo, na vala [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano, Sihanaka] fefy [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] vala [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy an enclosure, a cattle-pen, a cattle-fold made of poles
¶ a mound; a tower
¶ a small iron hook used for catching birds [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] sorte de parc à boeufs [David 1952 (takila B)]

Teny iditra bako
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Mahafaly, Sakalava] (sens général : grand et beau ; bien fait). Nom donné à plusieurs ignames sauvages ; surtout Dioscorea nako H. Perrier , Dioscorea trichantha Baker et Dioscorea sterilis O.Weber & Wilkin (Dioscoreaceae). Seyrig note sur son n° 367 (Dioscorea sterilis) : « tubercules par deux ; en novembre un grand et un petit, tous deux comestibles, le grand atteignant 60cm de long se mange cuit ; saveur excellente ». [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Dioscorea nako, Dioscorea sterilis, Dioscorea trichantha

Teny iditra bako
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsara bika, lava vaventy, ranianana sady matombintombina: Jerena lavitra iry tovovavy iry toa bako dia bako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy well formed, well shaped. See bikana [Richardson 1885]
Famaritana frantsay bien fait [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra bakobako ~ bikana
Ohatra 
1Rangahy be fanantenana, Ramatoa tsy kely finoana, ny ankizy koa ahombiazana fa sady meva no bako. [Rajemisa: Fiteny 4, takila 99]
2jazavavy bako lava, terak' olona mpirandrana solofo Tatsinanana mbamin' ny ony nanabe ny tanimbary manomoio sy ny renirano kely notarihina am:n' ny fandrana ho an' iretsy tanin' anana. [Rabemolaly: Fary, takila 50]

Teny iditra bako
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Valabalaka, vizana tsy mahahetsika firy: Bako marina aho izany fa niasa angady indray andro maninjitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy delicate, weary, exhausted [Richardson 1885]
Famaritana frantsay fatigué [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra bakobako

2017/12/07