Teny iditra bakobako (bako)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  bako (tsara bika); bako (valabalaka) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy well formed, well shaped
¶ delicate, weary, exhausted. See bikana. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay bien fait
¶ fatigué [Abinal 1888]
Mpitovy hevitra bako
Ohatra indro tovovavy bakobako amin' ny volony lava hatreny am-paladia hany solom-pitafiany, no nitsiky taminy tamin' ny endrika meva sady sariaka. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Teny iditra bakobako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] lolo, karazam-biby manan'elatra
¶ anaram-biby lehibe noheverina ho nisy taty fahiny, ratsy tarehy [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) [Houlder 1895]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a savage animal resembling the ass or zebra. Probably the songomby, a mythical animal [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] sorte d'animal sauvage comme un âne. [David: Dialectes (takila B)]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25