Teny iditra -bala
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vala

Teny iditra bala
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] poles, etc., used in carrying heavy burdens [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra bala
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bullet [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 a ball [Richardson 1885]
 a cartridge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay balle [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 boulet [Abinal 1888]
 obus ; cartouche [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: balle.
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ba (bala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao balana [fitanisana]

Teny iditra Bala
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Bala [Baiboly]
Famaritana anglisy Baal [Baiboly]
Famaritana frantsay Baala [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Baala
Teny nalaina 

2015/09/07