Teny iditra balaza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay sosona faharoa amin' ny hoditra anaty; matevina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely mitahiry menaka izay manamandina ny hoditra sy ny volo [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31