Teny iditra baleke
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Fomba fandavoana amin' ny ringa, raha raisina amin' ny salakany avy ao an-damosiny ilay miady amin' ny tena [1.1]
Tovy hevitra baliky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31