Teny iditra balela-maso
Singan-teny balelaka ; maso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Having large beautiful eyes. See bary maso [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui a de grands yeux bien ouverts [1.3]
Ohatra Balela-maso itỳ zaza itỳ [1.1]
Tovy hevitra barimaso

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24