Teny iditra baliaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   ouvert, équarquillé, décolleté [Abinal 1888]
Famaritana malagasy   mivelatra be [Randriamiadanarivo: Sikajy takila 209]
Ohatra  
1Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako? [Rajaonarivelo: Bina, takila 52]
2Ny fitafiana anefa dia vitan' ny kilaoty fohy ambony lohalika sy lobaka kely balia-bozona ary fanao anatiny soga be volony [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 9]
Sampanteny  
Ny bikany  
baliaka
balia-

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/06