Teny iditra bambana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana [Ravelojaona: Firaketana]
   toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy [Akademia 2005]
Dikanteny anglisy   a boundless space [Provincial] [Richardson 1885]
Ohatra   Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao [Akademia 2005]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra bambaña
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   adaladala [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/04