Teny iditra bambantrano
Singan-teny bambana ; trano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Efitra midadasika, mazana, tsy misy rindrana fa andry no mitanty ny vesatry [1.62]
Ohatra Manana bambantrano roa lehibe natao hitahirizana entana ny orinasa iasany [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/06