Teny iditra bandrina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifantohan' ny maso mafy eo am-pijerena; fijery maherihery toy ny misy hatezerana na indraika kosa alahelo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2017/05/29