Teny iditra banga
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany
¶ Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana
¶ Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy having gaps, as hedges, etc.;
¶ having lost teeth, as a person, or a saw, etc.;
¶ wanting some to make up the required or stipulated number. [Richardson 1885]
 gap; having gaps [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay brèche où il manque une dent [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [Razakandraina: Farany]
Teny nalaina 

2017/05/29