Teny iditra banga ridana tsy am-bodiakoho
Singan-teny banga ridana ; tsy ; vodiakoho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny ankizy banga mifo-nify (heverina manko fa ny antitra ihany, izay omena ny vodiakoho, no tokony ho banga [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20