Teny iditra bango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] randrana (volo), taovolo [Rakotosaona 1972]
 Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. [Rajemisa 1985]
  [Betsileo] Randram-bolo betsileo fanaon' ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a plait or knot of hair, a large plait or knot of hair. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra bango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] Fomba fanaovana moraingy amin' ny fomba miadana sy milamina (mifan: Dodoria) [Rajemisa 1985]
Teny mifanohi-kevitra 

Teny iditra bango
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy delighted. It is only used in Imerina with the suffix pronoun -ny. Delighted with something. [Richardson 1885]

2010/11/17